• Melbourne
  • Paris
  • Copenhague
  • Guayaquil
  • Seoul
  • Houston (Espaniola)
  • Miami (Anglisy)
  • Saint Louis
  • Houston (Anglisy)
  • Warsaw
Hiverina Manaraka

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2019

Efa hatramin’ny taloha be ny mpanompon’Andriamanitra no nanao fety isan-taona sy fivoriana hafa. Nanatanjaka ny finoan’izy ireo sy nitondra fifaliana ho azy ireo izany.—Eksodosy 23:15, 16; Nehemia 8:9-18.

Mamelombelona sy manatanjaka ny finoan’ny Vavolombelon'i Jehovah koa ankehitriny ireo fivoriamben’ny vondrom-paritra fanao isan-taona. Faly erỳ izy ireo miaraka amin’ny Kristianina namany. Fitoriana vita ho azy ny fivoriambe iraisam-pirenena sy fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana any amin’ny tany samihafa. Tsapa amin’izy ireny fa iraisam-pirenena tokoa ny Vavolombelon'i Jehovah, ary toy ny efa any amin’ny tontolo vaovao sahady isika rehefa manatrika azy ireny.

Faly izahay mampahafantatra an’ireo toerana handray ny fivoriambe iraisam-pirenena amin’ny 2019.

Fivoriambe
Afrika

Afrika Atsimo
Johannesbourg

Amerika

Etazonia
Atlanta

Arzantina
Buenos Aires

Ekoatera
Guayaquil

Etazonia
Houston (Anglisy)

Etazonia
Houston (Espaniola)

Etazonia
Miami (Anglisy)

Etazonia
Miami (Espaniola)

Meksika
Monterrey

Etazonia
Phoenix

Etazonia
Saint Louis

Brezila
São Paulo

Kanada
Toronto

Azia

Philippines
Manille

Repoblikan’i Korea
Seoul

Eoropa

Gresy
Athènes

Alemaina
Berlin

Logo_A

Danemark
Copenhague

Portogaly
Lisbonne

Espaina
Madrid

Frantsa
Paris

Holandy
Utrecht

Polonina
Warsaw

Pasifika

Aostralia
Melbourne